Nanatanteraka fambolen-kazo, tao amin’ny kaominina Andraikiba, distrikan’Antsirabe, faritra Vakinankaratra, ny fikambanana Avoty Andraikiba.
Catégorie : Samihafa
VARY TSINJO HO HITA ENY ANOSIBE : Hisy ny sazy ho an’ireo mpanararaotra sy manafina ny vary, hoy ny lehiben’ny tsenan’Anosibe
Midina mijery ny vidin’entana eny an-tsena isan’andro ireo tompon’andraikitry ny tsena sy ny delegen’ny tsena eny Anosibe, amin’ny “recette”, tahiry ary ny “depart” n’ireo mpivarotra.
ANTOKO POLITIKA BEMIRAY : Manohana ny vina sy ny programan’asan’ny Filohampirenena
Ny taona 2010 no nijoro ara-dalàna ny antoko politika Bemiray ary nanohana ny Filohampirenena hatrany ny antoko. Nambaran’ny Profesora Bruno Razafinimanana, filoha mpanorina ny antoko, fa manohana tanteraka ny velirano sy ny vina ary ny programan’asan’ny Filohampirenena ankehitriny ny antoko tarihiny amin’izao.
IMBIKY ANACLET MPAHAY LALÀNA : “Nalaina an-terisetra tamintsika ireo nosy eparsa ireo”
Nitondra ny heviny mikasika ireo nosy eparsa izay mbola ifampiresahana amin’ny Lafrantsa, ny mpahay lalàna, atoa Imbiky Anaclet.
RAFIDIMANANA DESIRÉ : Tokony hamaly ny filan’ny vahoaka ny ben’ny tanàna
Tokony hanatanteraka ireo programan’asany sy ny toky nomena ny vahoaka ny ben’ny tanàna, hoy ny filohan’ny Tanora Miandrandra ny Ho avy na ny Tmh.
RAFANOMEZANTSOA JEAN NIRINA : “Aoka izay ny fanavakavahana ny mpanao politika”
“Raha tiana handroso ny firenena, dia aoka izay ny fanavakavahana ny mpanao politika eto amintsika”, hoy ny filohan’ny fikambanana Hafari Malagasy, atoa Rafanomezantsoa Jean Nirina. Nambarany, fa antony iray mahatonga ny tsy hisian’ny fampandrosoana, dia ny fanilihana ny mpanao politika izay mandroso soson-kevitra entina hitantana sy/na hitondrana ny firenena.
ZOTRA D : Miverina amin’ny fomba fanaony taloha
Zotra filamanatra ny zotra D, hoy ireo tompon’andraikitry ny fitaterana an-tanety na ny Att raha nametraka ilay fitaovana GPS hanaraha-maso ny fizotry ny asan’ireo kaoperativa sy ny mpamily izy ireo tamin’izany.
« ALLEE DES BAOBAB » AO MORONDAVA : Misy andian’olona mitady hivarotra ampahan-tany amin’ny vazaha
Misy andian’olona mitady hivarotra ampahan-tany misy ny « Allée des Baobab » amin’ny teratany vahiny ao Morondava amin’izao fotoana izao.
HAFARI – GAKAMA – FITRAMA : Handray andraikitra sy hijoro ho vahaolana ho an’ny firenena
Difotra ao anaty fahasimbana goavana ny firenena Malagasy, ny fahantrana mihalalina, ny fisolokiana miseho amin’ny endriny samy hafa, ny heloka mamoafady ary heloka bevava isan-karazany.
HAINTRANO TETSY ANOSIBE : Nanolotra sakafo sy fitafiana ho an’ireo traboina ny “Association La Charité de Madagascar”
Tsy mitsahatra ny asa sosialy hataon’ny « Association La Charité de Madagascar » ary mbola mitohy izany.
