KAOMININA TANJOMBATO : Hentitra amin’ny fampanajana ny hamehana ara-pahasalama

Nahazo « information » avy tany amin’ny « médecin inspecteurs » izahay momba ny lisitra ny olona « déclarés cas positif » isan’andro miaraka amin’ny « mis en quarantaines » ireo olona ireo, dia tonga any aminay dia ny « médecin chef » no mampita izany aty amin’ny kaominina manome ny anarana sy ny adiresy ny olona dia izany no hanamarinanay saody manaparitaka aretina erakin’ny tsena ilay olona, dia manao « intrus » sy « orienter » ireny olona ireny.