Nindaosin’ny fahafatesana i RASOLOFOHERY Alain Michel na Paparazzi, mpanao gazety mpaka sary tao amin’ny gazety an-tsoratra “La Gazette de la Grande Île”. Efa nitazona ny anjara toeran’ny talen’ny famoahana tao amin’io gazety io ihany koa. Efa mpanao gazety tao amin’ny gazety Lakroa an’i Madagasikara ihany koa izy. Mpikambana navitrika tao amin’ny CRIMAD izay fikambanan’ny mpanao gazety mpaka sary ihany koa izy.
Izahay eto amin’ny Agence Malagasy de Presse dia maneho fiaraha-miory amin’ny Fianakaviany.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

