Nodimandry omaly, teo amin’ny faha-82 taonany i Emmanuel Rakotovahiny
Catégorie : Samihafa
ADY AMIN’NY CORONAVIRUS : Mila vonjy i Sainte-Marie
Mitaraina ny teraka avy any Sainte Marie, fa tena lasa anjorombala izy ireo amin`izao fisian’ny aretina Covid-19 izao satria efa misy tranga voamarina maromaro any amin`io distrika io kanefa dia toa tsy jeren`ny fanjakana izany.
FAHAMEHANA ARA-PAHASALAMANA : Tsy mahataitra ny olona intsony
Tsy mivaky loha loatra amin’ilay hamehana ara-pahasalamana intsony amin’ny ankapobeny ny ankamaroan’ny olombelona Malagasy hita eny anaty fiaraha-monina eny.
AKANY ARIVONIMAMO : Nahazo fanampiana ireo zaza kamboty
Tonga nanolotra fanampiana ho an’ireo zaza kamboty tezaina ao amin’ny Akany Zandarimaria na OGNao Arivonimamo ny fikambanana “Miray Aina Madagasikara”, ny alahady 28 Jona teo.
CORONAVIRUS : Mihoampampana ny tranga eto Antananarivo
89 indray ny tranga vaovao voatily tamin’ity andro ity, ka ny 88 dia teto Antananarivo avokoa.
ANALAKELY : Miditra am-ponja 48 ora izay tratra mandoto
Manomboka izao, ho tanàna sy vahoaka miaina amin’ny fahadiovana no ho hita ao Analakely.
ADY AMIN’NY COVID-19 ANY BETROKA : Manampy vahoaka ireo olomboafidy sy ny Omc
Araka ny fampitam-baovao azo avy amin’ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana, Randrianasolo Jean Nicolas, dia miara-misalahy midina eny ifotony any amin’ireo fokontany misy any amin’ny distrikan’i Betroka ankehitriny ireo olom-boatendry sy olomboafidy
CORONAVIRUS : 75 ny tranga teto Antananarivo androany
Miisa 76 ny tranga voavao voatily androany ka ny 75 dia eto Antananarivo avokoa ary ny 1 tao Toamasina. Fitiliana miisa 148 nataon’ny IPM no nahitana io tarehimarika io.
SOA RADIO : Mbola ifandroritana amin’ny Minisitra teo aloha
Niakatra teny amin’ny Fampanoavana androany maraina, ny raharaha Soa Radio. Raharaha izay nitoriana ny Ministra teo aloha, Andrianjato Vonison Razafindambo.
TOAMASINA I SY II, FENOARIVO ATSINANANA ARY ALAOTRA MANGORO : Miverina mianatra ny mpianatra manomboka ny alakamisy izao
Efa hita fa misy fivoarany ny fahasitranan’ireo olona ao amin’ny distrika 4, dia Toamasina voalohany, faharoa, Fenoarivo atsinanana ary ny amin’ny faritra Alaotra Mangoro.
