Izahay Birao ato amin’ny syndikan’ny kanto, rehefa nandre ny zava-mitranga amin’ny prezidan’ny senat dia nifampiantso izao alina izao ary mangataka ny miaramila, ny zandary ary ny polisy mba hiaro ny ain’ny prezidan’ny senat manokana.
Catégorie : Politique
PARTI HUMANISTE ET ÉCOLOGISTE : Communiqué et questions aux forces vives à Madagascar
Trop nombreux sont ceux qui n’osent pas s’exprimer en se cachant derrière leur faux devoir de neutralité. Trop nombreux se disent fier d’être parmi les observateurs d’un pays qui coule.
Eny Mahamasina no miainga anio
Eny Mahamasina no miainga ny dia-be anio fa tsy eny Ampasika. Miantso ny Hery Velona rehetra ireo ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !
Ici c’est 13 mai ! (Jour 6)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Lundi 09 Octobre 2023.
Réunion à l’Ambassade de l’Afrique du Sud
La marche qui a débuté à Itaosy a été interrompue en vitesse par une tenue de réunion à l’Ambassade de l’Afrique du Sud.
Miova ny Mpitsara
Arak’ity Fanambarana nataon’ny SMM ity, ity dia hisy fiovana ny endriky ny Fitsarana eto Madagasikara. Tsy hanaiky tsindry sy lembenana intsony ny Mpitsara amin’izao raharaha mafana izao.
MIHATRA NY JADONA : Mihoson-drà ny fitondrana
Mihatra ny jadona. Miasa ny herim-pamoretana, mandatsa-drà hanapotehana ny hetahetam-bahoaka entinareo kandidà 11 mirahalahy. Mpitarika tokoa ianareo fa tsy miafina, na mamporisika ny olona fotsiny.
Ici c’est 13 mai ! (Jour 5)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Samedi 7 Octobre 2023.
ICI C’EST 13 MAI : Journée houleuse!
Des manifestations se sont produites à Manakara, puis à l’extérieur du pays. Oui ! Les diasporas en France et aux États-Unis se sont mobilisées pour la même cause pour le respect des lois démocratiques et l’élimination de Rajoelina aux élections.
Fanambaran’ny kandida Hery Rajaonarimampianina
Misaotra anareo tonga maro be niara-nientana tamin’ny tolona iombonana tamin’ity anio ity, misaotra anareo sahy mijoro ho an’ny Tanindrazantsika
