Arak’ity Fanambarana nataon’ny SMM ity, ity dia hisy fiovana ny endriky ny Fitsarana eto Madagasikara.
Tsy hanaiky tsindry sy lembenana intsony ny Mpitsara amin’izao raharaha mafana izao.
Mety ho foana angamba ny didy rehetra natao teo aloha ? Raha izany tokony averina daholo ireo didy jadona tany aloha tany, ohatra mikasika an’ireo mpanao gazety nogadraina tamin’ny tsy rariny toy an-dry Rolly Mercia, Mbola Rajaonah, Lola Rasoamaharo, Malama, sy ny sisa ireny.
Diovina daholo ihany koa ny raharaha tsy ara-drariny rehetra.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.


