Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Jeudi 12 Octobre 2023.
Catégorie : Politique
HCC : Report des élections le 16 novembre 2023
HCC : Report des élections le 16 novembre 2023.
HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny amin’ny rond-point Ampasika ny fotoana rahampitso Alakamisy 12 oktobra 2023
Eny amin’ny rond-point Ampasika amin’ny 11 ora no hiainga ny dia-be rahampitso. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !
Ici c’est 13 mai ! (Jour 8)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Mercredi 11 Octobre 2023.
FIVONDRONAMBEN’NY MPIASA MALAGASY : “Nandika lalàna ny governemanta, melohina ny fampiasan-kery”
Nanao fanambarana miaraka omaly ireo mpikambana ao amin’ny Fivondronamben’ny mpiasa malagasy na miankina na tsy miankina amin’ny fanjakana fa manoloana ny fampiasan-kery omban-kerisetra izay atao amin’ny vahoaka malagasy maneho hevitra dia melohin’izy ireo amin’ny heriny manontolo ny fampiasana ny mpitandro filaminana ho lasa herim-pamoretana.
RAHARAHAM-PIRENENA : Fanambaran’ny Colonel Charles Andrianasoavina
RAHARAHAM-PIRENENA : Fanambaran’ny Colonel Charles Andrianasoavina.
HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny Ankatso ny fiaingana rahampitso Alarobia 11 oktobra 2023
Eny Ankatso amin’ny 11 ora no hiainga ny dia-be rahampitso. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !
Manifestation collectif des candidats – 10 octobre 2023 (Vidéo)
Manifestation collectif des candidats – 10 octobre 2023 (Vidéo)
Retour à la Constitutionnalité
Le Président du Sénat Herimanana Razafimahefa a déposé sa lettre de retour à la Constitutionnalité pour prendre ses responsabilités en tant que Président par intérim au sein de la HCC ce matin.
Ici c’est 13 mai ! (Jour 7)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Mardi 10 Octobre 2023.
