Ry vahoaka malagasy 
Misaotra anareo tonga maro be niara-nientana tamin’ny tolona iombonana tamin’ity anio ity, misaotra anareo sahy mijoro ho an’ny Tanindrazantsika 
Salama tsara ny tenako , ary mbola mijoro foana tsy mihemotra na eo aza ny herisetra sy sakantsakana samihafa.
Mitohy foana ny tolona ary mampahery antsika rehetra satria tsy tolona ho anay 11 mirahalahy ny ataontsika fa tolona ho an’ny vahoaka malagasy rehetra 
Mirary fahasitranana feno ho an’ireo rehetra naratra, isan’izany ny kandida Ravalomanana Marc.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

