Izahay Birao ato amin’ny syndikan’ny kanto, rehefa nandre ny zava-mitranga amin’ny prezidan’ny senat dia nifampiantso izao alina izao (ndlr: 9 oktobra 2023) ary mangataka ny miaramila, ny zandary ary ny polisy mba hiaro ny ain’ny prezidan’ny senat manokana na inona na inona mety ho fanazavana ary mitazona ireo voatonontonona tao anatin’ny interview nataony ho tompon’antoka raha misy na inona na inona manjo io raiamandreny izay isan’ny vitsy naira-niasa hatrany tamin’ny artistes ho fanasoavana ny firenena.
Tsy mitsara fa misintona lakolosy.
Misaotra tompoko
Rossy sy Princio solontena

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

