Ireo mpiasan’ny PMU Toamasina dia mangataka ny mba andoavana ny “droit”-an’izy ireo. Efa ho 3 volana lasa izay no tsy misy nijery izy ireo.
Mangataka ihany koa amin’ny Filoha Andry Rajoelina mba hijery akaiky ny zava-misy fa mijaly ireo reny miasa ao aminy PMU Toamasina amin’izao fotoana satria ny fiainan’izy ireo mihitsy no tandindomin-doza.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

