Raha ny tantaran’ny rivodoza eto Madagasikara no zohina, dia fantatra fa nahery be tokoa ireo izay niantefa teo anelanelan’i Mahanoro, Nosy Varika, ary Manakara. Misy koa anefa ny faritra hafa izay mifanahatsahana amin’izany. Resahina i Nosy Varika sy Ikongo, satria faritra nitondra faisana tokoa.
Catégorie : Samihafa
KAOMININA AMBOHITRIMANJAKA : Ankizy 221 no nahazo kopia faobe
Ankizy 0 ka hatramin’ny 12 taona no nahazo kopia faobe tao amin’ny kaominina Ambohitrimanjaka, ny faran’ny volana janoary lasa teo. Araka ny nambaran’ny ben’ny tanàna atoa Zazà, fa nohon’ny ezaka nataon’ny kaominina manokana sy ny fitsarana no nahafahana nanao izao ezaka kopia izao.
RAMATOA BENEDICTE : Mikarakara lehilahy malemy hozatra sy maty filahiana
Saika 50% ny lehilahy maty hozatra na “impuissant” sy malemy filahiana no voakarakaran-dRamatoa Benedicte. Io mitsabo lehilahy io no asa manavanana an’ity ramatoa mpitsabo ity. Araka ny fanazavana voaray, dia efa ho 25 taona izay no nanao io asa io izy.
SEHATRA FAMORONANA ASA : Amperiny ny « Millennial Academy »
Raha toa ka novolavolaina sy nobeazina ary nampianarina ho « Mpitady asa » hatrany ny tanora malagasy hatramin’izay dia ny hahatonga azy ireo ho afaka hamorona asa avy hatrany no antom-pisian’ny « Millennial Academy ».
RIVODOZA BATSIRAI : Namela takaitra maro
Ny Alatsinainy 07 febroary tamin’ny efatra ora hariva dia tany amin’ny 260 Km Andrefana somary Atsimo Andrefan’i Toliara I no nisy ny foiben’ilay rivodoza Batsirai. 65 Km/ora ny rivotra entiny izay arahina tafiotra 90 Km/ora. Mikisaka miakandrefana somary Atsimo Andrefana izy ka mahafaka 22 Km/ora.
GROUPE 3 MI : Mitory an-kira sy dihy
18 taona katroka lasa izay no nananganan-dRakotoarison Njaka ny Groupe 3 Mi. Ny isa « 3 » manamarika ireo telo mirahalahy mpikambana voalohany ary ny Mi, midika ho : « Mihira », « Midera » ary « Mivavaka ».
RIVODOZA BATSIRAI : : 38 km atsinanana somary avaratra atsinanan'i Mananjary no nisy ny foibeny
38 km atsinanana somary avaratra atsinanan’i Mananjary no nisy ny foiben’ilay rivodoza Batsirai, raha ny vaovao avy amin’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro (Météo Madagascar) ny 05 Febroary 2022 tamin’ny 07 ora hariva.
TRABOINA EO MANDROSEZA : Orinasa PERFECT, mitondra ny fanampiana
Manoloana ny tranga misy eto amin’ny Firenena dia tsy vitanay ato amin’ny Société Perfect ny hijery fotsiny ireo traboina. Toy ny fanaon’ny orinasa, rehefa misy tranga na voina toy izao, dia mitondra izay zaka izahay entina hanampiana ireo izay sahirana.
GROUPE ALAIN RABEVASON - 20 TAONA : Miketrika seho sy rakitsary
Ny taona 2002 no nahita masoandro ny Groupe Alain Rabevason « GAR ». Tarika resy lahatra amin’ny ambongadiny amin’ny fampiasana ny talentan’izy ireo ho amin’ny asa fitoriana ny filazantsara tanterahana amin’ny alalan’ny hira sy dihy an-tsehatra.
ORINASA PERFECT : Olona 200 notolorana sakafo tao amin’ny Boriborintany faharoa
Olona miisa 200 tao amin’ny fokontany efatra dia Tsiadana, Volosarika, Ambatoroka, Ambanidia ao amin’ny boriborintany faharoa no notoloran’ny orinasa Perfect sakafo, ny zomà lasa teo. Ka tao amin’ny fokontany Ambatoroka no natao ny fanolorana.
