Ny Mpitandrina Rina Razafintsalamana no malagasy voalohany voa ary sitrana tamin’ny coronavirus.
Niombom-bavaka hatrany niaraka tamin’ireo mpitsabo sy ny ankohonany izy ary niseho ny voninahitr’Andriamanitra, izay nanampy indrindra azy.
Tsiahivina moa fa namita iraka tany am-pita izy mivady no nahazoany ity valanaretina ity. Tsy nahalala akory ny fitondrany ity aretina ity ny Mpitandrina Rina Razafintsalama raha tsy nanao fitiliana teto an-toerana, satria nisy hafanana.
Milaza sy mitantara ny zava-niainany ny Mpitandrina :


