Tena loza fa mbola misy sekoly toy izao eto Madagasikara. Azo an-tsaina daholo ny miseho ao ary mazava ho azy fa tsy hisy mihitsy ny vokatra tsara.
Ny mpampianatra moa tsy ho avy ary ny raiamandreny tsy mahavita firy. Fotodrafitr’asa tsy izy intsony izao.
Dia tsy misy manampy mihitsy ve ny mpitondra fanjakana izay mirehareha fa hanova an’I Madagasikara ? Iza no efa nandalo tao amin’io sekoly io ? Iza no olomboafidy ao amin’io faritra io ?

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.




