Nodimandry Ramiakamanana Manga, kandidà Ben’ny Tanàna natolotry ny MMM ao Ankadikely Ilafy, distrikan’Antananarivo Avaradrano.
Iray andro mialoha izao fifidianana izao izy no tra-doza, noho ny fahatapahan’ny làlandrany ka nindaosin’ny fahafatesana ny talata maraina teo.
Efa mpanolotsain’ny Tanàna i Manga Ramiakamanana teo aloha ary izao nilatsaka ho fidiana Ben’ny Tanàna izao.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

