Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo Andriambilany, Distrika Ambatolampy, lalam-pirenena faha-7. Fiara kamiao sy Sprinter mpitatitra olona no nifandona teo ambony tetezana. Mafy ny fifandonana ary latsaka tany anaty rano ilay Sprinter. Betsaka ny naratra.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

