Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Mercredi 11 Octobre 2023.
Catégorie : Ici c’est 13 Mai !
Manifestation des collectifs des candidats à aux élections présidentielles de 2023 à Madagascar.
HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny Ankatso ny fiaingana rahampitso Alarobia 11 oktobra 2023
Eny Ankatso amin’ny 11 ora no hiainga ny dia-be rahampitso. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !
Manifestation collectif des candidats – 10 octobre 2023 (Vidéo)
Manifestation collectif des candidats – 10 octobre 2023 (Vidéo)
Ici c’est 13 mai ! (Jour 7)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Mardi 10 Octobre 2023.
Eny Mahamasina no miainga anio
Eny Mahamasina no miainga ny dia-be anio fa tsy eny Ampasika. Miantso ny Hery Velona rehetra ireo ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !
Ici c’est 13 mai ! (Jour 6)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Lundi 09 Octobre 2023.
Réunion à l’Ambassade de l’Afrique du Sud
La marche qui a débuté à Itaosy a été interrompue en vitesse par une tenue de réunion à l’Ambassade de l’Afrique du Sud.
Miova ny Mpitsara
Arak’ity Fanambarana nataon’ny SMM ity, ity dia hisy fiovana ny endriky ny Fitsarana eto Madagasikara. Tsy hanaiky tsindry sy lembenana intsony ny Mpitsara amin’izao raharaha mafana izao.
MIHATRA NY JADONA : Mihoson-drà ny fitondrana
Mihatra ny jadona. Miasa ny herim-pamoretana, mandatsa-drà hanapotehana ny hetahetam-bahoaka entinareo kandidà 11 mirahalahy. Mpitarika tokoa ianareo fa tsy miafina, na mamporisika ny olona fotsiny.
Ici c’est 13 mai ! (Jour 5)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Samedi 7 Octobre 2023.
