RIVO RAKOTOVAO : Tsy afa-po tamin’ny fanapahan-kevitry ny HCC

Tsy niandry ela ny filohan’ny Antenimierandoholona Rivo Rakotovao fa namaly avy hatrany ilay fanapahan-kevitry ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana, mikasika ny fitoriana nataony momba ireo didy hitsivolana (ordonnances) noraisin’ny Filoham-pirenena nandritra ny fotoana mbola tsy nisian’ny Antenimierampirenana teo. Fanapahan-kevitra mampiahiahy hoy izy, androany maraina, ka mampametram-panontaniana maro.

Vous aimerez aussi