RAHARAHA FATY 3 TANY ANTANIFOTSY : Tsy manaiky « tsindry » ny SMM

Nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny filohan’ny SMM, Clément jaona, tohin’ilay raharaha nahafaty ireo telolahy hita faty tao amin’ny reniranon’i Onive, tao Ampitatafika, Distrika Antanifotsy, Faritra Vakinankaratra ny marainan’ny zoma 31 mey 2019.

Misy andiana miaramila mikasa hanao fitokonana raha tsy mivoaka ireo voatazona 27 lahy voarohirohy tamin’iny famonoana iny. Tsy manaiky izany anefa ny eo anivon’ny sendikan’ny mpitsara (SMM) fa rehefa meloka dia tsy maintsy mihatra ny sazy.

Vous aimerez aussi