Tamin’ny 03 oktobra 2024 dia nandefa taratasy misotraka tamin’ny Filoham-pirenena ny fikambanana manao sonia ity fanambarana ity, nametraka fanontaniana mikasika ny fampanofana tany mandritry ny 99 taona (bail emphytéotique) nifanarahan’ny mpampiasa vola lehibe fanta-daza ao amin’ny orinasa Green Mada Land sy ny manam-pahefana Malagasy, mikasika ny Nosy Sakatia ao amin’ny faritra Diana any avaratra-andrefan’i Madagasikara.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

