Nanaitra ny maro, aninkeo maraina, ny fisian’ny afo nijoalajoala tetsy Andohalo, teo amin’ny lycée Galliéni na ny lisea Andohalo.
Rehefa nozihina dia ny sisin-tamboho no nirehitra ary nanampy trotraka izany ny fisian’ny zava-maniry teo aminy. Vokany : fiara kely iray tety ivelan’ny lisea no lasibatry ny afo naterak’izany.
Raha ny famonjena ny tranon’ny lisea kosa dia azo lazaina ho tonga ara-potoana ihany ny vondron’ny mpamono afo, nanatanteraka ny asany.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

