Araky ny fandaharam-potoana voafaritra dia nisokatra tamin’ny alatsinainy teo ny seho an-tsary nokarakarain’ny Fikambanana « Hetsika 13 Mey 72 ».
Nahaliana ny mpijery tokoa nijery an’ireo tranga tamin’izany fotoana izany. Ny tantara tsy fanadino hoy ny fiteny ary sary iray mahasolo teny maro.
Nanome voninahitra tamin’ny andro fanokafana ny seho ny tompon’andraikitra ao amin’ny CUA, Rtoa Elia Ravelomanantsoa, ary ny akademisianina Naly Ravalitera no nanome ny fanazavana.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.



