FAHAZOAN-DALANA MANOKANA HIVEZIVEZY : Nafindra eny amin’ny Gare routière Andohatapenaka

Namoaka filazana ny Centre de Commandement Opérationnel COVID-19 – Ivato fa nafindra eny amin’ny Gare Routière Maki Andohatapenaka  ny fangatahana fahazoan-dalana manokana hivezivezy ho an’ireo fiara tsy maintsy miasa mandritra ny « couvre- feu » na ho an’ireo fiara madinika mila mivoaka an’Antananarivo.

Misokatra amin’ny 8ora maraina ka hatramin’ny 12 ora atoandro isan’andro ny birao eny an-toerana.

Vous aimerez aussi