DEPIOTE SAHONDRARIMALALA MARIE MICHELLE : Naiditra am-ponja eny Avaradrano

Nampidirina am-ponja vonjimaika eny Avaradrano ny Solombavambahoakan’i Madagasikara ao Fianarantsoa voalohany, Sahondrarimalala Marie Michelle, halina tokony ho tamin’ny 9 ora mahery taorian’ny fiakarany teny anivon’ny Fitsarana Tampony Anosy. Fanakorontanana sy fanohintohinana ny filaminam-bahoaka no vesatra niampangana azy.

Vous aimerez aussi