Omaly i Angelo Rakotoherinirina no nahazo tso-drano avy amin’ny Filoha Hery Rajaonarimampianina sy Ramatoa vadiny, izay nosoloin’ireo mpiara-miasa aminy tena. Notoloran’izy mivady vatsy entina miatrika fanadinana, akanjo mafana ary masque sy gel hydroalcoolique ihany koa izy.
Raha tsiahivina moa dia ny Filoha Hery Rajaonarimampianina mivady no nandray an-tanana ny fianaran’i Angelo rehetra nanomboka ny taona 2019 tao aoriana ny voina nahazo azy hatramin’ny fahafahany bacc.
Mirary soa ho an’i Angelo sy ireo tanora rehetra hiatrika fanadinana baccalauréat.


Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

