AMPASINDAVA : Tsy manaiky ny fitrandrahana "terres rares" ny mponina

Niray feo ny mponina ao Ampasindava sy ireo fikambanan’ny firaisamonim-pirenena ao amin’ny faritra DIANA mba haneho ny fandavany tanteraka ny fitrandrahana “terres rares” ao an-toerana. Manao izao fitarainana izao izy ireo taorian’ny voka-dratsy maro efa nateraky ny asa fikarohana nataon’ireo orinasa nifandimby nanomboka ny taona 2010. Manaitra ny sain’ny mpitondra fanjakana sy ny olom-pirenena rehetra izy ireo mba hanafoanana tanteraka io tetikasa io ho fiarovana ny tontolo iainana, ny fambolena, ary ny hoavin’ny taranaka fara mandimby.

Loading Viewer...

Vous aimerez aussi