Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Vendredi 20 Octobre 2023.
Catégorie : Politique
État civil et enjeux électoraux 2023
L’absence d’un système d’état civil sécurisée pose la problématique de la non fiabilité de la liste électorale. Les responsables étatiques et les partenaires techniques financiers reconnaissent qu’« une personne sur quatre est sans identité à Madagascar »…
HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny Bel Air ny fotoana anio Zoma 20 oktobra 2023
Hiainga eny Bel Air (Epicerie NANE) amin’ny 11 ora ny diabe anio. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !
Ici c’est 13 mai ! (Jour 15)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Jeudi 19 Octobre 2023.
ITAOSY : Mamaly mafy ny Zandary
Efa tsy rariny intsony ny ataon’ireto Zandary mpomba an’ny Vazaha sy ireo mpitondra ankehitriny. Notifiriny ny vahoaka hatrany an-tsekoly koa dia misavorovoro hatrany ny toe-draharaha eto amin’ny firenena.
HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny Itaosy ny fotoana rahampitso Alakamisy 19 oktobra 2023
Hiainga eny Antanikatsaka Itaosy amin’ny 11 ora ary hiafara eny amin’ny Terminus Cité Itaosy ny dia-be rahampitso. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !
Ici c’est 13 mai ! (Jour 14)
Manifestation du collectif des candidats à l’élection présidentielle de 2023 Madagascar. Mercredi 18 Octobre 2023.
ANTOKO HVM : Manameloka ny fampiasan-kery sy ny fihetsika feno habibiana atao amin’ireo kandida 11 sy ny mpanara-dia azy ireo
Manameloka tanteraka ny fampiasan-kery sy ny fihetsika feno habibiana, ny fanimbana fananan’olona sy ny fandratràna mpiray tanindrazana na inona na inona ny antony.
Communiqué du Gouvernement
Le Gouvernement tient à exprimer ses inquiétudes quant à l’interprétation qui a été faite de certaines dispositions constitutionnelles à Madagascar, et à l’ingérence sous forme de jugement porté sur le fonctionnement des services publics de l’État ainsi que des forces de défense et de sécurité dans leur mission de maintien de l’ordre.
HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny Tanjombato ny fotoana rahampitso Alarobia 18 oktobra 2023
Eny Tanjombato (Magasin M) amin’ny 11 ora no hiainga ny dia-be rahampitso. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !
